Sampana findramam – bola madinika

Ireo antontan-taratasy ilain’ ireo mpandraharaha alohan’ny hindramam-bola any amin’ny banky. Anisan’ireo hafatra 40 mikasika ny Fampindramam-bola madinika azonao henoina ao amin’ny 3-2-1 Tolotra Mandroso.
Maimaimpoana ny antso ho an’ireo laharana Airtel

Handramo dieny izao ny Tolotra 3-2-1 >
Natokana ho an’ny laharana Airtel ihany.

Zarao amin’ny olona ny momban’ny Sampana findramam – bola madinika androany amin’ny alalan’ny SMS >
Ny olona fantatrao koa dia afaka mampiasa maimaim-poana vaovao maripototra hanatsarany ny fiainany. Mitovy amin’ny saran’ny mandefa SMS iray ihany izany.