Fiatrehana loza

Toromarika mila arahina raha sendra ny loza ianao sy ny fianakavianao. Anisan’ireo hafatra 30 mikasika ny Fiatrehana ny loza azonao henoina ao amin’ny 3-2-1 Tolotra Mandroso.

Maimaimpoana ny antso ho an’ireo laharana Airtel

Handramo dieny izao ny Tolotra 3-2-1 >
Natokana ho an’ny laharana Airtel ihany.

Zarao amin’ny olona ny momban’ny Fiatrehana loza androany amin’ny alalan’ny SMS >
Ny olona fantatrao koa dia afaka mampiasa maimaim-poana vaovao maripototra hanatsarany ny fiainany. Mitovy amin’ny saran’ny mandefa SMS iray ihany izany.

Raha mila ny Polisy antsoy ny 117

Raha mila ny sampana mpamono afo antsoy ny 118