Tolotra Mandroso

Antsoy ny 3-2-1 amin’ny telefaonina Airtel raha te-hahazo torohevitra sy fahalalàna azo antoka sy tena ilainao amin’ny fiainanao andavanandro ianao.

Lohahevitra hitanao ao: Torohevitra mahasoa momba ny lahy sy ny vavy, Fahasalamana, Fandrindram-piterahana, Fambolena, Fananan-tany, Fitantanam-bola sy Findramam-bola madinika, Rano-Fanadiovana sy Fidiovana, Vaovao samihafa isan’andro, Fiatrehana ny loza.

Tsindrio hiantsoanao ny 3-2-1 >>

Antsoy ny 321 amin’ny telefaonina Airtel

Maimaimpoana ny antso in-6 isam-bolana. Manomboka eo amin’ny antso faha-7 dia 200 Ariary ihany no aloanao isaky ny miantso.

Tsindrio ny *321# amin’ny telefaonina Airtel

Maimaimpoana mandava taona ny torohevitra sy fahalalàna azonao ao.

Fantaro ny momba ny Tolotra Mandroso

Youtube, Facebook ary Twitter dia hahafantaranao ny momba ny 321 Tolotra Mandroso.

Ny sarany aloanao amin’ny tambazotra ampiasainao dia mitovy amin’ny mahazatra.

Ity pejy 321online ity dia novokarin’ny Airtel Madagascar sy ny Human Network International (HNI).